Hankany amin'ny vontoatiny

Rhin

Avy amin'i Wikipedia
Image
Rhin Basel

I Rhin dia ony mirefy 1 232,7 km any Eorôpa Andrefana sy Afovoany ary iray amin' ny lalan-drano be olona indrindra eran-tany. Atao hoe Rhenus ny anarany amin' ny teny latina, Rhein kosa amin' ny teny alemana, Rhin amin' ny teny frantsay, ary Rijn amin' ny teny holandey. Anisan' ny tanàna lehibe indrindra miorina eo amoron' ny ony Rhin i Karlsruhe, Köln (Cologne] sy Duisburg (any Alemaina), i Rotterdam (any Nederlandy), i Strasbourg (any Frantsa) ary i Basel (Bâle) (any Soisa).

Image
Sarintany maneho ny ony Rhin

Renirano manompo azy

[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny renirano (sakelidrano) manompo azy:

Tanàna andalovany

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny fafana mampiseho ny tanàn-dehibe andalovan' i Rhin:

Rhin-km Tanàna mponina
167Basel/Bâle (Image Soisa})172.000OberrheinL
294Strasbourg (Image Frantsa)279.000OberrheinL
359Karlsruhe (Image Alemaina)313.000OberrheinR
425Mannheim309.000OberrheinR
425Ludwigshafen171.000OberrheinL
499Mainz/Mayence217.000OberrheinL
503Wiesbaden278.000OberrheinR
591Koblenz114.000MittelrheinL
655Bonn327.000MittelrheinL
688Köln/Cologne1.086.000NiederrheinL
699Leverkusen164.000NiederrheinR
740Neuss154.000NiederrheinL
743Düsseldorf619.000NiederrheinR
762Krefeld227.000NiederrheinL
777Duisburg499.000NiederrheinR
884Nijmegen (Image Nederlandy)176.000DeltaL (Waal)
1000Rotterdam646.000DeltaR (Nieuwe Maas)
(Nederrijn)Arnheim159.000DeltaR (Nederrijn)
(Oude Rijn)Utrecht353.000DeltaR (Oude Rijn)
(Oude Rijn)Leiden125.000DeltaR (Oude Rijn)

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]