Hankany amin'ny vontoatiny

NBC

Avy amin'i Wikipedia
Image

National Broadcasting Company (NBC) dia tambajotra fahitalavitra sy radio amerikana an'ny NBCUniversal (Comcast). Niorina tamin’ny 1926 izy io. Ao New York no misy ny foibeny.