Patrasy
Fiseho
38°15′N 21°44′E / 38.250°N 21.733°E
| Patrasy | ||
| Velarantany | 333,74 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 213,984 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | Grisy Andrefana | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Patrasy | |

I Patrasy (grika: Πάτρα) dia tanàna seranan-tsambo lehibe any Grisy ao amin'ny Peloponnese ary renivohitry ny faritr'i Grisy Andrefana. Ny isam-poniny dia 213.984, ka i Patrasy no tanàna fahatelo lehibe indrindra any Gresy taorian'i Atena sy Tessaloniki.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Patras |